• Alakamisy 02 Janoary 2025
Hafatry ny filohan'ny FJKM. "Aza manao taom-baovaon'ilaikely..."

Niarahaba ny rehetra sy nitondra hafatra taom-baovao 2025 ny filohan'ny FJKM Irako Andriamahazosoa Ammi ,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Desambra 2024
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA FARAN’NY TAONA. Akon’ny datin’ny 01 Novambra avokoa, hoy Pastera Heritiana

Nanao tohivakana tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana naharatrana olona teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2024
Nahitsy ny Filohan'ny FJKM. "Aza mandripaka vahoaka sy mampiasa miaramila hiarovan-tseza"

Toy ny isan-taona dia nisy ny hafatra krismasy 2024 avy amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
FIATREHANA NY FETIN’NY NOELY…. Hisy ireo tranom-barotra hisokatra amin’ny andro Alahady

Tapa-bolana eo ho eo sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny Fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona isika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2024
FFKM. « Mahantra sy ampahantraina ny vahoaka Malagasy… »

Mahantra sy ampahantraina isika vahoaka Malagasy maro an'isa koa eo ireo tratry ny famoizam-po,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Desambra 2024
FFKM. « Mahantra sy ampahantraina ny vahoaka Malagasy… »

mihevitra fa manadino antsika na Izy Tompo aza. Eo am-pelatanan'ny vahiny sy Malagasy vitsy an'isa ny harem-pirenena, itambesaran- trosa ny firenena,

Hamaky ny tohiny
FTT