• Alakamisy 14 Novambra 2024
MADERA NAMONTANA. Lehilahy iray hita faty niboridana

Lehilahy iray no hita faty niboridana omaly Alarobia 13 Novambra maraina teny Madera Namontana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2024
Mitombo ny mpitandro filaminana lasibatra. Officier iray maty nisy namosavy tany Anjozorobe…

Officier de police iray nodimandry omaly maraina tany Beronono Anjozorobe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2024
Toamasina. Mampihoron-koditra ny tsy fandriampahalemana

Mampihoron-koditra ny tsy fandriampahalemana ao Toamasina. Nisehana fanafihana cash point indray tao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2024
Fiarahamonina malagasy. Feno tsy fandriampahalemana amin’ny endriny rehetra

Lasa feno tsy fandriampahalemana amin’ny endriny rehetra ankehitriny ny fiarahamonina malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2024
Fanafihana sy fitifirana ny vadin’i Benjakely. Olona miisa 3 no efa voasambotry ny polisy

Olona miisa telo nandray anjara sy mpiray tsikombakomba tamin'ny fanafihana cash point teny Manjaka Ilafy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2024
Tarika Oladad. Nisy nangalatra teny amin’ny RN2 ny valizy

Ankoatra ny fidirana an-keriny anatina kamiao mandalo dia fantatra fa efa misy mpangalatra

Hamaky ny tohiny
FTT