- Zoma 27 Desambra 2024
FAKANA AN-KERINY. Nahatratra 97 ireo olona lasibatra tamin’ity taona 2024 ity
Taona tena nampahazo vahana ny fakana an-keriny ity taona 2024 ity teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTaona tena nampahazo vahana ny fakana an-keriny ity taona 2024 ity teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy mitsahatra ny fanapahan-dohan’olona eto amintsika. Lohalaharana amin’izany ny any amin’ny Faritra Atsimon’ny Nosy toy ny ao Amboasary Atsimo.
Hamaky ny tohinyTena manao ny hataony ny jiolahy amin’izao ankatoky ny fankalazana ny Fety izao.
Hamaky ny tohinyNaato ny fakana permission ho an’ny mpitandro ny filaminana rehetra eto an-drenivohitra mandritra izao
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fametrahana ny fandriam-pahalemana amin’ireo faritra maro manerana ny Nosy ny Polisim-pirenena
Hamaky ny tohinyEfa tsy menatra intsony ireo mpangalatra eto amintsika amin’izao.
Hamaky ny tohiny