• Talata 24 Septambra 2024
Ambatobe. Tsy mandry ny tany, mikolay ny vahoaka

Efa ho 2 volana teo izao no mahatsikaritra ny mponina eny Ambatobe fa misy tontakely

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
Fisolikana avo lenta. Sarona ilay mpamadika vato ho lasa merkiora…

Lehilahy iray avy any Anjiro Moramanga any no fantatra fa voasambotry ny zandarimariam-pirenena etsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2024
MPAMAKY TRANO TAO MAHAJANGA. Tratra niloloha tele teny an-dalana

Tovolahy miisa 02 no voasambotry ny Polisin’ny UIR miasa ao Mahajanga,Fitaleavam - paritry

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2024
Nisy namaky ny tranon’i Dr Lejim 415. Lasa ny solosaina misy ny asa sy famoronany rehetra

Tena andro ratsy ho ahy omaly (TTF: ny zoma teo), hoy ny mpampianatra mpikaroka sady mpanakanto, Dr Lejim 415,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2024
MPIANATRA HO ZANDARY ANDIANY FAHA-79. Nampitomboana 300 isa ireo horaisina

Nampitomboana 300 isa ny isan’ireo mpianatra ho zandary andiany faha-79 horaisina amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Septambra 2024
ZAZA VERY TETO AN-DRENIVOHITRA. Nahatratra 46 nandritra ny enim-bolana

Nahatratra 46 isa ny tranga filazana sy fitarainana zaza very nisy teto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny
FTT