Fampianarana

Alliance française sy ny total énergie marketing Hanabe ny ankizy amin’ny vaky boky


  • Zoma 17 Martsa 2023

Hiara-kiasa hanabe ireo kilonga madinika eto Antananarivo ny Alliance Française sy ny Total énergie marketing de Madagascar na ny TEMM manomboka izao.

Haverina indray ilay fiarabe mandehandeha hahafahan’ny ankizy mamaky boky, fiaraha-miasa natomboka omaly. Nisongadina nandritra izany fa efa tamin’ny taona 2009 no efa tokony natomboka ity fiaraha-miasa ity. Noho ny fisian’ny valan’aretina COVID 19 anefa dia voatery nahemotra izany, tetikasa izay nomarihin’izy ireo fa mbola azo tanterahina tsara. Ankizy mpianatra miisa 600 no ezahina hahazo tombontsoa amin’izany na avy amin’ny sekoly miankina amin’ny fanjakana na tsia hahafahan’izy ireo mampitombo ny fahalalana hananany.
Pati
Legende: Manampy betsaka ny ankizy ny resaka vaky boky
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT