Fampianarana

Fizahantany, fambolena, fitantanana… Hisokatra ny sekoly ambony AGECOTOUR


  • Alatsinainy 21 Aogositra 2023

Hisokatra amin’ny fomba ofisialy amin’ity herinandro ity ny sekoly ambony tsy miankina amin’ny fanjakana izay tantanan’ny namana mpanao gazety, Annie Andrianaivonirina.

Araka ny fanazavany dia araka izay anarany izay no hirindran’ireo fianarana sy fikarohana eo anivon’ity sekoly ambony ity. Eo ny fandraharahana amin’ny fambolena na “Agribusiness”, ny fitantanana sy ara-bola na “Gestion et finance”, ny serasera, fanaovan-gazety, haino aman-jery, ny fizahantany, ny fampiantranoana ny fikarakarana sakafo. Ny zoma sy sabotsy teo moa dia nisy ny fampirantiana natao mikasika izany rehetra izany nokarakarain’ity sekoly ambony tsy miankina etsy Ambohimiandra ity sahady tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT