Fanadinana CEPE

Ahoana no hiantohana ny tsy hisian’ny « fuite de sujets » ?


  • Alakamisy 13 Martsa 2025

Hatramin'izay dia ny CNAPMAD no manao tonta printy sy colisage isaky ny CISCO .

Manomboka amin'ity taona 2025 ity dia eny amin'ny DREN no amolavolana ny lazadina Eny amin'ny CISCO no atao tonta printy .Samy omena imprimante lehibe hanaovana tonta printy izy ireo . Mipetraka ny fanontaniana : manana toerana tena azo antoka hametrahana sy hanaovana izany ve ny CISCO 120 manerana ny Nosy, efa hita ihany ny zava-nitranga teo aloha. Ahoana no hiantoahana fa tsy hisy « fuite de sujets » amin'ny olona mivezivezy .Manana herinaratra avokoa ve ny CISCO ? Sa ahoana no izany no paikadin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena amin’io ? maro loatra ny fanontaniana ka miteraka ahiahy tsy hihavanana.Laza adina efa tsara ambina izao aza mbola misy tafavoaka ihany , vao miha fa hoe aparitaka ny toerana hanontana azy. Tena ampy iomanana ve ny fotoana . marihina fa ny 15 jona 2025 no hanatanterahana ny fanafinana CEPE .
Nangonin’i RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT