• Zoma 02 Febroary 2024
Efa ao Toamasina ny Sambo Mercy Ships. An’arivony no hisitraka fandidiana maimaimpoana

Nigadona any Toamasina omaly 01 febroary 2024 ny Sambo Mercy Ships.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Janoary 2024
Zaranaina Christian. “Ny fofona dia bakteria, valanaretina, mikraoba…”

Fototry ny fahasalamana ny fahadiovana, hoy ny mpikaroka sady talen’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Janoary 2024
FISOLOKIANA NY ASAN’NY INFIRMIERA. 20 mahery ny fitarainana, tsy hanaiky ny holafitra

Mihoatra ny 20 isa sahady hatreto ny fitarainana voarain’ny holafitry ny infirmiera eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Janoary 2024
Dr Fidy Bariniaina. “Tsy fiarovana amin’ny areti-maso ny solomaso”

Aretina mahavoa ny ivelambelan’ny maso sy ny hodi-maso ny “conjonctivite”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2024
ARETI-MASO « CONJONCTIVITE BACTERIENNE ». Efa tonga any Alaotra Mangoro sy Atsimo Andrefana

Tena efa miparitaka izaitsizy manerana ny faritra maro ilay areti-maso

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2024
Fipariahan’ny valanaretina. Nampikorapaka ilay naoty mandrara ny fivorivoriana

Niteraka adihevitra sy fanontaniana maro samihafa ny « note circulaire »

Hamaky ny tohiny
FTT