- Zoma 16 Aprily 2021
Edito.Fotoam-pitsarana
Efa hisasaka ankehitriny no taom-piasan’ny filoham-pirenena Malagasy vaovao na ny marimarina kokoa dia hoe izao fitondrana izao.
Hamaky ny tohinyEfa hisasaka ankehitriny no taom-piasan’ny filoham-pirenena Malagasy vaovao na ny marimarina kokoa dia hoe izao fitondrana izao.
Hamaky ny tohinyNy vokatra tamin’ny asany no hitsarana ny olona tsirairay, fa tsy ny kabary sy ny teny fampanantenana nataony.
Hamaky ny tohinySarotra kosa angamba tamin’ity andiany faharoa amin’ny fipariahan’ny valanaretina malaza ity ny hilaza fa voafehy ny toe-draharaha.
Hamaky ny tohinyNy Fanjakana tsy niomana intsony, ary tsy nanam-po mihitsy fa ho lasa mafy kokoa noho ny tamin’ny taon-dasa ny firongatry ny valanaretina tamin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyNy planina tsara rafitra indrindra aza, hoy ny mpitondra fanjakana amerikanina teo aloha,
Hamaky ny tohinyIsan’andro, efa hila tsy ho voatanisa ireo marary sy lavon’ity areti-mandoza ity eny anivon’ny fiarahamonina eny.
Hamaky ny tohiny