- Alakamisy 24 Aogositra 2023
Edito. Tsy vonona hanao lalao madio?
Raha manodidina ny 200 ka hatramin’ny 300 ny antoko politika eto Madagasikara dia 30 mahery amin’ireo no nanasonia ilay “charte de bonne conduite”
Hamaky ny tohinyRaha manodidina ny 200 ka hatramin’ny 300 ny antoko politika eto Madagasikara dia 30 mahery amin’ireo no nanasonia ilay “charte de bonne conduite”
Hamaky ny tohinyOhatrany hoe fomba fijery vaovao amin’izao fotoana izao ny firesahana izany firaisankina na fihavanana na fifamelomana sy fifanampiana izany anaty fiarahamonina malagasy.
Hamaky ny tohinyOra sisa isaina dia higadona ny fotoana ahafahan’ireo kandida ho Filoham-pirenena mandrotsaka ny antontan-taratasiny filatsahan-kofidiana.
Hamaky ny tohinySarotra be ny mandinika ny raharaha politika eto Madagasikara, hoy ry zareo Vondron’olona miaro ny fitondrana izay.
Hamaky ny tohinyMandrimandry hafahafa indray ankehitriny ny rivotra politika eto amin’ny tanàna na dia eo aza ny fanehoan-kevitra samihafa
Hamaky ny tohinyZary lasa fandemen-tsaina mitady ho raiki-tapisaka amintsika Malagasy sasany ny hoe: rehefa tsy mandeha amin’ny fanaon’ny olona,
Hamaky ny tohiny