- Alatsinainy 11 Jolay 2022
Any Ivelany.Vahoaka leo krizy any Sri Lanka Anjomara ho an’ny mpitondra tsy mahomby
Nanani-dapa tao Colombo misy ny lapam-panjakana iasan’ny filoha ny vahoaka an’aliny tao Sri Lanka ny sabotsy 09 jolay 2022 teo. Voatery nitsoaka ny Filoha Gotabaya Rajapaksa ka ny Praiminisitra no voatery niantso fifandaminana.
Hamaky ny tohiny
