• Zoma 12 Jona 2020
Actualités.Sipomad Ambohimanambola Nirehitra ny « Magasin de stockage des déchets »

Nirehitra nidedaka afo omaly alakamisy 11 jona 2020 ny « Magasin de stockage des déchets » ao amin’ny orinasa Sipromad Ambohimanambola mifanila bodirindrina amin’ny orinasa Papmad sy 100 metatra mahery kely miala ny toeran mpamokatra « Gaz » an’ny orinasa Total.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2020
Actualités.Vonison Andrianjato Natao fanadihadiana teny Fiadanana

Nandalo fanadihadiana teny amin’ny sampana mpikaroka ny heloka bevava eny Fiadanana omaly ny Minisitry ny serasera teo aloha Atoa Andrianjato Vonison. Voalaza fa nisoloky sy nangalatra ny fitaovana Soa Radio ny tenany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2020
Actualités.Mpiasan’ny PMU Mbola tsy nahazo ny zony hatramin’izao

Mbola tsy nahazo ny zony hatreto ireo mpiasan’ny PMU eto amintsika na dia efa tamin’ny 27 febroary lasa teo aza no nikatona ity orinasa iray misehatra amin’ny hazakazan-tsoavaly ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2020
Actualités.Iarivo Radio Hampahafantatra ny asan’ny kaominina

Natao hampahafantarana ny asa sy andraikitry ny atao hoe kaominina eto Antananarivo renivohitra ny Iarivo Radio 95.6 FM, hoy ny taleny, Felix Randriamandimbisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2020
Actualités.Fandravana tsena eny Analakely sy Soarano Tsy te hahalala izay didim-pitsarana any ny CUA…

Nitohy hatrany ny fandravana tsena ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra na ny CUA teny Soarano sy Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2020
Actualités.Fandravana tsena eny Analakely sy Soarano Tsy te hahalala izay didim-pitsarana any ny CUA…

Nitohy hatrany ny fandravana tsena ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra na ny CUA teny Soarano sy Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT