• Alarobia 17 Jona 2020
Actualités.Tontolon` ny Fitsarana Tribonaly 5 sy fonja 8 no haorina amin` ity taona ity

Miisa 27 000 amin’izao fotoana izao ny isan’ireo voafonja manerana ny nosy na dia ny fahafaha-mandray nefa dia 11 000 fotsiny. Manarina izany rehetra izany isika, hoy ny praiministra Ntsay nandritra ny tatitra nataony tamin` ireo depiote.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Actualités.Famokarana sy fanjifana Nankatoavin’ireo depiote ny Toaka Gasy

Solombavambahoaka miisa 72 no nandany ny tolo-dalàna laharana faha 03/2019 mikasika ny famokarana sy famarotana ny toaka gasy, natolotry ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena Razafitsiandraofa Jean Brunel, ny talata faha 16 jona 2020 folakandro teny amin’ny CCI Ivato.

Actualités.Sekolin’ny Miaramilam-Pirenena Naverina ny fampianarana teknika

Nosoniavina omaly tetsy amin’ny Etamazaoron’ ny tafika tetsy Andohalo ny fifanarahana ho famerenana indray ny fampianarana teknika eo anivon’ny Sekolin’ny Miaramilam-Pirenena (SEMIPI).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Actualités.Namoy mpiara-miasa ny Tia Tanindrazana Nodimandry omaly Rabesomanana Tahiry

Nodimandry omaly talata 16 jona teo amin’ny faha-58 taonany noho ny tsy fahasalamana sy ny aretina nitaiza azy Rabesomanana Tahiry na “Rabeso”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Actualités.Antoko Monima Nodimandry ny filoha lefitra nasionaly

Nodimandry tany Antanimora Ambovombe Androy ny alatsinainy 15 jona 2020 teo ny filoha lefitra nasionalin’ny antoko politika Mouvement national pour l’independence de Madagascar na Monima, Rufin Sokaky.

Hamaky ny tohiny
FTT