• Alatsinainy 09 Novambra 2020
Actualités.Fanolanana, fijangajangana Ny fivavahana ihany no manova olona, hoy i Pastera Heritiana

Ny fivavahana sy ny fanoloran-tenan’ny olona ho an’Andriamanitra ihany no manova ny olona fa ny fanasaziana famaizana azy fotsiny. Io no nambaran’ny pastera Randriarimalala Heritiana, filohan’ny trano fivavahana Vahao ny oloko raha naneho ny heviny mikasika ny firongatry ny fanolanana ankehitriny izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2020
Actualités.NAP Manjakatompo Tsiafajavona Hamafisina ny fandraisana andraikitr'ireo vondron'olona ifotony

Ho fanohanana ireo Vondron'olona Ifotony (VOI) izay miantoka ny fiarovana ny faritra arovana vaovao Manjakatompo amin`ny asany, dia nanolotra fampitaovana vaovao izay ahitana aro orana miisa 80, finday miisa 09,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Actualités.Andafiavaratry ny Rovan’i Manjakamiadana Nivadika ho resabe ilay haintrano sy setroka be

Nisehoana haintrano teny Ambavahadimitafo eny Andafiavaratra kelin’ny Rovan’i Manjakamiadana omaly atoandro, ary nidonaka nanaka-danitra ny setroka tazana avy lavitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Actualités.Assanati Famo Gidraka Nanampy ireo mpanao gazety tany Mahajanga

Anisan’ny fikambanana miara-miasa akaiky amin’ny mpanao gazety ny fikambanana Assanati Famo Gidraka, tarihin’ny filoham-boninahiny Rtoa Assanati.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Actualités.The Red Carpet Fifaninanana milatro vaovao taorian’ny fihibohana

Ny 25 sy 26 novambra izao no ho tontosaina etsy amin’ny Kabaka Analakely ny fifantenana ireo 30 lahy sy 30 vavy hanohy ny dingan’ny fifaninanana milatro vaovao taorian’ny fihibohana, The Red Carpet.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Novambra 2020
Actualités.Fambolena voatabia« cœur de bœuf » Hiadiana amin’ny tsifanjariantsakafo any Analanjirofo

Faritra iray tena mamokatra eto Madagasikara ny Faritra Analanjirofo. Isan’ny tena mety amin’iny toe-tany iny ny fambolena voatabia, na inona na inona karazany, saingy tsy mampalaza azy anefa izany.

Hamaky ny tohiny
FTT