Actualités

Vahaolan’ny tohodrano ritra Nanomboka omaly ny fandatsahana ranon’orana artifisialy


  • Alarobia 09 Desambra 2020

Feno nanomboka omaly ny fepetra hahafahana mandatsaka ranon’orana any

 

 

 

amin'ny sahandriakan'Andekaleka sy ny farihin'i Mantasoa araka ny nambaran’ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Hiroso amin'izany avy hatrany ny JIRAMA mba hahafahana mamaha ny olan’ny fahatapahan-jiro eto amin’ny tambazotra Iraisan’Antananarivo. Eo am-piandrasana izany anefa dia niroso tamin'ny fanapahana herinaratra ny JIRAMA afak’omaly alatsinainy 07 desambra noho ny mbola tsy fahampian’ny vokatra ka vinavinaina ho 14MW, izany hoe : 5,6% ny filàna herinaratra hotapahana. Haharitra adin'ny roa ny fanapahana, raha tsiahivina isaky ny toerana voakasika.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT