• Zoma 19 Martsa 2021
Actualités.Fanoherana ny fitrandahan’ny Sinoa Nitokona nanoloana ny fitsarana ny mponin’Ambatofahavalo

Nitokona nanoloana ny lapan’ny fitsarana etsy Anosy omaly ireo mponin’ny kaominin’Ambatofahavalo izay

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2021
Actualités.Raharaha nahafatesana mpanamory angidimby Mbola tsy fantatra hatreto ny datim-pitsarana

Niditra tamin’ny fanadihadiana lalina mikasika ny raharaha nahafatesan’ny mpianatra ho mpanamory angidimby,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2021
Actualités.Fakana ny tany hanaovana Tanàmasoandro Nitokona ny mponina tao Imerintsiatosika

Nitokona nanao fihetsiketsehana ny mponina ao Imerintsiatosika omaly. Manohitra ny fakan’ny Fanjakana ny taniny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2021
Actualités.Ben’ny tanànan’Ambatofahavalo “Efa nifanarahana tamin’ny mponina ny fitrandrahana”

Marina tokoa fa izaho no nanome ny alalana hitrandrahan’ireo mpitrandraka fasika, hoy ny ben’ny tanànan’Ambatofahavalo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2021
Actualités.Fifaninanana ho mpianatra zandary Ny 26 martsa no fampivondronana

Niantso ireo mpiadina rehetra voasoratra anarana ka hiatrika ny fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Martsa 2021
Actualités.Ambatofahavalo Tsy eken’ny mponina ny fitrandrahana fasika ataon’ny Sinoa

Olona 24 omaly no nantsoina nanaovana fanadihadiana eo anivon’ny zandarimariam-pirenena Andoharanofotsy

Hamaky ny tohiny
FTT