• Zoma 06 Aogositra 2021
Actualités.Vato sarobidy tratra tao Toamasina Nisy nanondrana ny kaontenera iray kaontenera?

Mandeha ny resaka amin’izao fotoana izao, fa nisy nanondrana ny iray tamin'ireo kontenera 8 nahitana varo sarobidy tao Toamasina sarona ny 18 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
Actualités.Seranan-tsambo 7 eto Madagasikara 41 isa monja no sambo afaka nandalo

41 isa monja no sambo afaka nandalo tao amin’ireo seranan-tsambo iraisam-pirenena miisa 7 eto Madagasikara nandritra iny volana jolay iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
Actualités.Tezitra mafy i Zatia Rocher “Tsy noraharahiana sy nohambanian’ny polisy aho”

Araka ny horonantsary naparitany tamin’ny tambajotran-tserasera omaly, dia nilaza I Zatia Rocher, fa nanantona ny farmasia Malagasy iray teo Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
Actualités.Valanjavaboahary Tsimbazaza Hisy fiovana ny vidim-pidirana

Namoaka Fanambarana ny fiadiadian’ny Valanjavaboahary etsy Tsimbazaza, fa araka ny tapaka tao amin'ny fivorian'ny Filankevim-pitantanan'ny Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
Actualités.MPIASAN’NY KAOMININ’I TOAMASINA “Tara lava ny karama, esory ireo manaonao foana”

Tara lava ny karaman’ireo mpiasa eo anivon’ny kaominina ambovohitr’i Toamasina. Mahatsiaro ho tena sahirana izy ireo noho izany, antony nanaovana fitokonana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aogositra 2021
Actualités.Zandarimariam-pirenena Tompon’andraikitra ambony roa nosoloina

Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana tamin’ny 7 martsa 2019 ary manendry ny Kolonely Rakotonirina Lala Henri,

Hamaky ny tohiny
FTT