Actualités

Tontolo iainana miha simba sy filàna Tokony ho ferana ny isan’ny zaza ateraka


  • Talata 23 Novambra 2021

Misy hifandraisany amin’ny hamaroan’ny olona eto amintsika ny fahasimban’ny tontolo iainana ankehitriny hoy dokotera Fidy Bariniaina,

antony miteraka izao hafanana migaingaina izao ka tsy mampilatsaka ny ranon’orana. Rehefa mihamaro mantsy ny olona hoy izy dia mitombo ihany koa ny filana amin’ny fanaka sy saribao hany ka mitombo hatrany ny fipakana ala…., antony mahalasa Nosy mena an’i Madagasikara. Manoloana izany dia manentana ny tsirairay mba hametra ny isan’ny zaza aterany ity dokotera iray ity. Anisan’ny vahaolana narosony ny amin’ny tokony hanaovana fanabeazana aizana ho an’ny vehivavy…. Tokony hisy ihany koa hoy izy ny fanentanana sy fampianarana mikasika ny tsy tokony handoroana intsony ny ala. Vahaolana lavitr’ezaka arosony kosa ny amin’ny tokony hanohizana hatrany ny fambolen-kazo ankoatra ny fanatevenana ny fampianarana amin’ny alalan’ireo kilonga madinika manovo fahalalana any an-tsekoly.
Legende: Misy ifandraisany ny fahasimban’ny tontolo iainana sy ny hamaroan’ny olombelona miaina, hoy ny Dr Fidy Bariniaina (Tahirin-tsary)
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT