• Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Actualités.Analamanga Park Vita ny asa fanavaozana, misokatra amin’izay

Niverina nisokatra nanomboka ny Sabotsy teo ny toeram-pialamboly sy fitsangantsanganana “Analamanga Park” ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ambalavao, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Actualités.Fiara mpanara-dia ny Filoha tra-doza Ankizy 5, vehivavy 1 ary miaramila 4 naratra

Fiara mifono vy an’ny tafika nanaraka ny filoham-pirenena na “cortège présidentiel” no tra-doza teny Ambatobe omaly alahady 17 oktobra hariva. Olona 10 no naratra naratra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Actualités.Fanesoesoana tsy fahasalaman’olona Tezitra amin’ny minisitra ny mpanao gazety vehivavy

Naneho ny alahelony ny Fikambanan'ny vehivavy mpanao gazety eto Madagasikara - Association des Femmes journalistes de Madagascar- FJM,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Actualités.May indray Ankarafantsika Niniana nodorana, iray voasambotra

Nanomboka ny sabotsy no miady mafy amin'ny afo mandravarava ny valanjavaboaharin’Ankarantsika ny ekipan'ny Ministeran'ny Tontolo Iainana sy ny MNP (Madagascar National Parks),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Actualités.Biby Malagasy hitadiavam-bola any ivelany Hifandinihana amin’ireo firenena ahitana azy

« Zavatra mampalahelo sy mahamenatra ny fisian’ny zava-manan’aina tsy hita afa-tsy eto Madagasikara, harenantsika, kanefa any amin’ny firenen-kafatra indray no lasa ahitana azy betsaka »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
Actualités.Tafiditry ny gidragidra ny fanaovan-gazety Hifandrotehana ny fanendrena solontena ao amin’ny CENI

Mihalalina ny lonilony eo amin’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety. Iny nandeha iny ihany ny fifidianana izay ho Filohan’ny Holafitra (OJM),

Hamaky ny tohiny
FTT