- Alarobia 03 Novambra 2021
Actualités.Trosan’ny mpanao làlana amin’ny Fanjakana Ampanantenaina vola, tsisy fe-potoana mazava
Nangataka fihaonana tamin’ny Minisitry ny asa vaventy ny solontenan’ireo orinasa misehatra amin’ny asa vaventy, nanamboatra làlana sy fotodrafitrasa samihafa, kanefa mbola tsy nahazo ny tambiny.
Hamaky ny tohiny
