• Talata 23 Novambra 2021
Actualités.Ady amin’ny tondra-drano Hojerena manokana ny eny Analakely sy Petite Vitesse

Atahorana hatrany ny tondra-drano eto an-drenivohitra rehefa fotoam-pahavaratra tahaka izao. Vokatry ny fahantsentseman’ny tata-drano

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Novambra 2021
Actualités.Kominina Maroalopoty Faritra Androy Avotra ireo zaza varira 2 saika hamidy

Vevihavy iray nitady mpanam-bola hividy « zaza varira » na « zaza bobo » no ahahalalantsika azy aty afovoan-tany ary « enfant albinos » amin’ny teny vahiny,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2021
Actualités.Hentitra ireo mpikaroka sy mpiasa “Tsy omena ny Karana izany i Tsimbazaza”

Hisy ny fifanarahana eo amin’ny Fanjakana Malagasy sy ny Vondron’orinasa Axian amin’ny hitantantan’io vondron’orinasa an’ilay teratany karana mpanefoefo Hassanein Hiridjee ny valanjavaboaharin’ny Tsimbazaza ao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2021
Actualités.BIANCO 3700 ny fitarainana voaray tamin’ny 2020

Nanolotra ny asa vita nandritra ny taona 2020 teo anoloan’ny solombavambahoaka ny Birao Mahaleotena miady amin’ny Kolikoly (BIANCO) omaly alarobia 17 novambra 2021,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2021
Actualités.Matihanina amin’ny fitehirizam-panafody “Manatanteraka asa any ambanivohitra ny 95%”

Nanomana ny zaikabe nasionaliny tetsy amin’ny PK 00 Analakely omaly ny “Groupement professionnel dépositaire de médicament”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2021
Actualités.Orinasa Orange Madagascar Manatsara ny tolotra ho an’Antsirabe

Nanome toky fa hiara-dàlana hatrany amin’ny tanàn-dehiben’Antsirabe sy ny faritra amin’ny fampandrosoana ireo fotondrafitrasa ara-pifandraisan-davitra na “telecommunications”

Hamaky ny tohiny
FTT