• Alakamisy 24 Martsa 2022
Actualités.Fitsarana sy fandraharahana ny fonja Handray mpiasam-panjakana 1220

Nankatoavina ny fangatahana alalana hikarakara fifaninanana ho fandraisana mpiasam-panjakana miisa 1 220 eo anivon'ny Minisiteran'ny Fitsarana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Actualités.Miha rava ny fiarahamonina Malagasy “Isany tena manimba ny tambazotran-tserasera”

Tsapa fa miha rava izao ny fiarahamonina Malagasy, hoy ny avy eo anivon’ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy na CFM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Actualités.SEG saika maty, miaramila lavo Aiza ny vokatry ny fanadihadiana ?

Telo volana mahery izay ilay fianjaran’ny angidimby nitondra ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG) Jeneraly Gellé Serge sy ireo mpiara-dia taminy ny 20 desambra 2021,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Actualités.Ambatondrazaka Tovovavy mpianatra 5 no voaolana tao anatin’ny iray volana

Mirongatra ny fanolanana ao amin’ny Fokontany Antsahalava, kaominina ambonivohitr’Ambatondrazaka. Tovovavy kely miisa 5 no indray lasibatra tao anatin’ny iray volana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Actualités.Andro iraisam-pirenena momba ny ala Ny orinasa Fanalamanga no nanamarihana azy

Nankalazaina tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny orinaasa Fanalamanga ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena momba ny ala omaly 21 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Actualités.Sendikan’ny adminisitratera sivily “Aoka izay ny fanaovana tsinontsinona anay”

Hametraka ny atao hoe “commission d’affectation” na kaomisionina mikasika ny famindran-toerana izahay amin’ireo minisitera rehetra mampiasa administratera sivily mba hampitsaharana ny fanaovana fitaovana anay na “instrumentalisation”,

Hamaky ny tohiny
FTT