• Alarobia 06 Aprily 2022
Actualités.Mananara avaratra Tratra teo am-panolanana vehivavy ilay lehilahy

Lehilahy iray malaza ratsy amin’ny fanolanana vehivavy any amin’ny distrikan’i Mananara Avaratra no saron’ny mpitandro ny filaminana tao Antanatemoro, Fokontany Tampolo afak’omaly alatsinainy 04 Aprily.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2022
Actualités.Kaominina Ambohibao Atsimo Hametrahana kianja maitso handinihina ireo asa fampandrosoana

Hiainga eny ifotony ny asa fampandrosoana hotanterahina eo anivon’ny kaominina Ambohibao Atsimo, distrikan’i Manjakandriana manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2022
Actualités.Mandrangobato Anosibe Trano 24 tafo no may kilan’ny afo

Trano 24 tafo no indray may kilan’ny afo tao Mandrangobato Anosibe ny alin’ny alahady teo. Tokantrano miisa 29 no lasibatra tamin’izany ahitana olona mihoatra ny 100.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2022
Actualités.Ady amin’ny fanararaotana ara-nofo Mampitombo traikefa ireo mpitandro ny filaminana

Tsy afaka miala amin'ny fandrosoan'ny teknolojia isika eto Madagasikara ary indrindra amin'ny fampiasana ny aterineto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2022
Actualités.Asam-panjakana Mpiasa matoatoa 330 indray no tratra

Raha ny tatitry ny gazety boky mivoaka isan-kerinandro eo anivon’ny ministeran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola dia nisy mpiasam-panjakana matoatoa 330 indray no tra-tehaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2022
Actualités.Loholona Michel Rakotondrainibe “Firenena 5 anjakan’ny jadona no miandany amin’i Rosia”

Ny 24 martsa teo dia nisy latsa-bato natao tao amin’ny firenena mikambana mba hampitsaharana ny herisetra any Okrainina, indrindra, ny herisetra ataon’I Rosia amin’ny sivily,

Hamaky ny tohiny
FTT