Actualités

Andron’ny tahirim-bolam-panjakana Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay


  • Alakamisy 07 Jolay 2022

Ho tontosaina ny 12 sy 13 jolay 2022 izao etsy amin’ny “Parvis” an’ny lapan’ny tananan’Analakely ny andron’ny tahirim-bolam-panjakana malagasy.

Hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha 60 taonan’ny tahirim-bolam-panjakana malagasy izy ity, raha ny fanazavana voaray. Ho ampahafantarina amin’io fotoana io ireo anjara andraikitry ny tahirim-bolam-panjakana sy ireo tolotra mahasoa ny vahoaka. Tahirim-bolam-panjakana mivoatra, miasa mahitsy sy ao anatin’ny mangarahara ary lavitry ny kolikoly no atao filamatra, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT