• Alarobia 27 Aprily 2022
Actualités.ANDROVA MAHAJANGA Fatim-behivavy nifatotra tao anaty gony

Vehivavy iray tombanana eo amin’ny 20 taona mahery eo indray no nisy namono tao Androva Mahajanga. Natao tao anaty gony ny vatana mangatsiakan’ity tovovavy ity izay nifatopatotra ary nariana tany anaty toeram-panariam-pako

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aprily 2022
Actualités.Vondron’ny mpiasa Malagasy “Mbola kely raha 30% no fiakaran-karama”

Ny vondron’ny mpiasa Malagasy izay itambaran’ireo vovonana sendikaly eto Madagasikara toy ny firaisankinan’ny sendika Malagasy na SSM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aprily 2022
Actualités.Raharaha volamena 73,5kg sy 49kg « Maro ny nangataka fahafahana vonjimaika »

Manana olona arovana amin’ny raharaha volamena 73,5kg ny kabinetran’ny Maitre Willy Razafinjatovo, hoy ny mpisolovava isan’ny mpikambana ao anatin’izy io, ny Maitre Henintsoa Rajeriarison.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aprily 2022
Actualités.Fiomanana amin’ny loza Vonona hifanome tànana ny UNICEF

Mamita iraka eto Madagasikara ny delegasiona avy amin’ny UNICEF na ny Tahirin’ny Firenena Mikambana misahana ny ankizy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Aprily 2022
Actualités.Fampiharana ny vidin-tsolika tena izy Baiko sy tsindrin’ny mpamatsy vola

Loharanom-baovao azo antoka no nahazoana fa noteren’ny mpamatsy vola hanatanteraka ilay « vérité des prix » na vidiny tena izy ny Fanjakana amin’ny resaka solika, ka nahatonga ny Filoham-pirenena nilaza ny alatsinainy teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Aprily 2022
Actualités.Fahafatesana mpiraki-draharahan’ny fitsarana Velon’ahiahy ny fianakaviam-badin’Itompokolahy

Manoloana ny vaovao iniana aely amin’ny tambazotran-tserasera sy ny gazety mpiseho isan’andro ny alakamisy 21 aprily 2022,

Hamaky ny tohiny
FTT