Actualités

Antsirabe tampon-tanàna Mbola milamina ny fifamoivoizana sy herinaratra


  • Alatsinainy 18 Jolay 2022

Mbola azo lazaina ho milamina hatreto ny fifamoivoizana sy herinaratra ao Antsirabe tampon-tanàna ao, raha ny fanadihadiana natao tany an-toerana.

Na dia azo lazaina ho niampy hatrany aza ireo fitaovam-pivamoivoizana navela hiasa ao amin’ity renivohitr’i Vakinankaratra ity dia mbola tsy mampitohana ny fifamoivoizana ao an-toerana aloha izany hatreto. Ankoatran’ny fiara tsotra sy fiara fitateram-bahoaka toy ny fiarakaretsaka sy taksibe ary posiposy dia efa misy “cyclo-pousse” na posy bisikileta sy Tuc tuc ihany koa ankehitriny ao Antsirabe. Mikasika ny lafiny herinaratra moa dia mbola azo lazaina fa afa-bela amin’ny fahatapahan-jiro lavareny na delestazy ihany koa hatreto ny ao an-toerana. Araka ny fanazavana tekinika voaray, dia isany manampy be amin’izay fahatomombanana izay ny fisian’ny barazin’Ambohimanga, akaikin’ny Vinaninkarena.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT