• Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.Paompin-drano fisotro madio Horakofana ireo Fokontany 9 ao Antehiroka

Horakofana paompin-drano fisotro madio avokoa ireo Fokontany miisa 9 mandrafitra ny kaominina Ambohibao Antehiroka, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Actualités.Lalam-baovao Tsarasaotra Handrodana ireo trano miorina tsy ara-dalàna ny fanjakana

Betsaka ireo olona manao fanorenana tsy ara-dalana hatramin’ny nisian’ny lalam-baovao eny Tsarasaotra miazo an’Ivato iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2022
Actualités.Raharaha « Tia shop » «Tena nanao hosoka ilay sinoa…»

Tonga ary efa eo am-pelatànan’ny mpitory ankehitriny ny valin’ny fanadihadiana, nanamarinana ny fanomezam-pahefana nampiasain’ny teratany sinoa antsoina hoe Gu Feng,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2022
Actualités.Ambatondrazaka Lehilahy iray nitsoraka tao ambany kamiao

Lehilahy iray vao 30 taona mahery no fantatra fa nitsoraka tao ambany kamiao tao Ambohimasina an-tampon-tananan’Ambatondrazaka omaly Alarobia 13 Jolay maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2022
Actualités.Herinaratra azo avy amin’ny masoandro Niampy 20mw ny vokatra ao Ambatolampy

Nidina ifotony tany Ambatolampy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny orinasa JIRAMA omaly nitsidika ireo foto-drafitrasa fanitarana ny toby famokarana herinaratra azo avy amin’ny herin’ny masoandro any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2022
Actualités.Tsy manan-tsata eto Madagasikara Lehilahy no ankamaroany

Nisy tanjona fanafoanana ny tsy fananan-tsata eran'izao tontolo izao nanomboka ny taona 2014 ary vinavinaina ho tontosa amin'ny 2024,

Hamaky ny tohiny
FTT