- Alakamisy 21 Jolay 2022
Actualités.Sendikan’ny polisy 4 taona tsy nandray karama ny sekretera jeneraly
Manana olana ankehitriny ny sekretera jeneralin’ny federasionina sendikalin’ny polisy nasionaly Malagasy na FESPONAM,
Hamaky ny tohinyManana olana ankehitriny ny sekretera jeneralin’ny federasionina sendikalin’ny polisy nasionaly Malagasy na FESPONAM,
Hamaky ny tohinyTombanana hilatsaka ambany dia ambany ny maripana manomboka anio alakamisy hatramin’ny sabotsy 23 jolay izao, raha ny tombatomban’ny sampana mpamantatra ny mety ho toetry ny andro.
Hamaky ny tohinyNovoizin’ny fampahalalam-baovao vahiny fa ny lavanila Malagasy nampisaina tamin’ilay lagilasy Häagen-Dazs izay norarana tsy azo hamidy any Eoropa no fositra, misy akora « pesticide»
Hamaky ny tohinyTena mirongatra ny mpisoloky eto amintsika. Samy mitady izay fomba hahazoany vola haingana avokoa izy ireny toy ity lehilahy iray tratra tany Analankininina Toamasina ity omaly.
Hamaky ny tohinyZatovolahy iray 19 taona no fantatra fa tena niankin-doha tamin’ny zava-mahadomelina ary tratra teo am-pitsindromana izany mihitsy.
Hamaky ny tohinyNivoaka omaly 19 jolay ny didy momba ny raharaha nanenjehan'i Lalatiana Ravololomanana sy i Balita anay mpanolotsaina 07 mianadahy, ahitana an-dry Clémence Raharinirina sy Lily Rafaralahy.
Hamaky ny tohiny