• Alakamisy 04 Aogositra 2022
Actualités.Solika mbola nifampitadiavana Tsy hisy ao anatin’ny 7 hatramin’ny 10 andro?

Tsy araka ny nambara ny zava-niseho omaly na teo aza ny fanambarana nataon’ny Tale Jeneralin’ny Ofisim-pirenena misahana ny angovo na OMH, fa ampy ny tahirin-tsolika eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2022
Actualités.Haintrano tao Alatsinainy Bakaro Zaza 3 indray maty, may sy sempotra

Zaza miisa telo be izao, 5 taona, 3 taona ary vao 12 volana monja no fantatra fa namoy ny ainy vokatry ny haintrano tany amin’ny kaominina Alatsinainy Bakaro ny omaly Alarobia 03 Aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2022
Actualités.Banky mifanolana amin’i Lercia Nolavin’ny Fitsarana indray ny fangatahany

Tao anatin’ny taona maro, am-polo taonany ny fifanolanana teo amin’ny mpandraharaha sy ny Banky vahiny iray avy atsy amin’ny Nosy rahavavy iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Delestazy manara-penitra Ala-bala no betsaka, potika ny fihariana

Rakotra fahatapahan-jiro Antananarivo sy ny manodidina, izay nambara fa vokatry ny vesatra amin’ny filàna herinaratra, toy ny mamatsy ny tapany Tana-Sud.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Reniranon'Ikopa sy Sisaony Amafisina sy amboarina ny fefiloha

Hamafisina sy hamboarina ny fefiloha manamorona ny ranon'Ikopa. Efa nanomboka tamin'ny 11 jolay teo ny asa, izay efa misasaka ankehitriny raha ny orinasa Colas kosa no manatanteraka ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Actualités.Fahataran-karaman’ny PAT Hikatso tanteraka ny oniversiten’Antananarivo

Tsy mbola nisitraka ny karama volana jolay izay nambara fa hisy fahatarana kely ny mpandraharahan’ny Oniversiten’Antananarivo na ny PAT (Personnel Administratif et Technique).

Hamaky ny tohiny
FTT