Actualités

Fanampiana ireo ankizy sy olona manana fahasembanana Hanaovana tomban’ezaka ilay tetikasa ZARA MIRA


  • Alarobia 12 Oktobra 2022

Tanterahina mandritra ny 02 andro ny tomban’ezaka mikasika ny tetikasa ZARA MIRA izay ezaka voafaritra amin'ny paikady nasionalin’ny Fiahiana ara-tsosialy ho an’ny ankizy sy ny olona manana fahasembanana ao anatin’ny

kaominina Tatao, Faritra Fitovinany sy Ifotaka Faritra Anosy.Tao anatin'ny volana maromaro no nanatanterahana ny tetikasa fiahiana ara-tsosialy zara mira raha tsiahivina. Ity tekikasa ity dia mandray anjara amin’ny fanatanterahana ny tanjon’ny Programme Emergence Madagascar sy ny Velirano faha-8 izay mitsinjo manokana ny ankohonana marefo, izay narindran’ny Filoham-pirenena ka natao laharam-pahamehana voalohany amin’ny Fanjakana Malagasy ao anatin’ny PEM. Nanome voninahitra ny fotoana ny Sekretera Jeneralin’ny Mponina izay nisolo tena ny Minisitry ny Mponina Soafilira Princia.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny tomban’ezaka natao omaly
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT