• Talata 23 Aogositra 2022
Actualités.Fifanarahana tsy mazava momba ny jono “Hatramin’ny 1 miliara Euro no very”

Herinandro vitsy izay dia nisy indray ny fifampidinihana teo amin’ny fitondram-panjakana malagasy sy ny vondrona eoropeanina, hoy ny antoko politika Otrikafo. Ireo moa izany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
Actualités.Biraon’ny faritra Itasy Mpiasa tao ihany no tratra namoaka entana tao an-toerana

Lehilahy iray 45taona izay mpiasa ao amin’ny Faritra Itasy ihany no tratra nangalatra tao amin’ny biraon’ny Faritra Itasy ny Sabotsy 20 Aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Actualités.Imerintsiatosika Zandary iray maty notsatohan'ny miaramila antsy

Zandary iray mitondra ny anarana Tsiasanda Ratsimandresy Jimmy manana galona “adjudant”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Actualités.JIRAMA Nitombo avo 4 heny ny faktioran’olona sasany

Resaka fotsiny no betsaka raha ny mikasika ny vahaolana momba ny JIRAMA no jerena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2022
Actualités.Maevatanana Nilaharana be indray ny gazoala

Hatramin’ny alahady hariva teo no efa nandeha ny resaka tao Maevatanana fa hoe: ho lany ny gazoala ka nikorapaka ny mpampiasa fiara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2022
Actualités.Spaoro politika Hanamboatra “gymnase” mahazaka 8000…

Ankoatra ny nanolorana lelavola 5 tapitrisa Ar ho an’ny ekipam-pirenena Ankoay zazalahy, nampanatena Kianja mitafo vaovao na “Gymnase” mahazaka olona 8000 hovitaina mialohan’ny lalaon’ny Nosy 2023 ny Fanjakana

Hamaky ny tohiny
FTT