Actualités

Fifanakalozam-bola Efa azo atao anaty hafatra miafina


  • Alarobia 19 Oktobra 2022

Na handefa vola, na handefa fahana, na tolotra ho an’ireo laharana 034 sy 038, na hijery ireo fifanakalozam-bola

miisa 10 farany tamin’ny alalan’ny hafatra na “messenger” an’ny MVola dia efa azo atao manomboka izao, hoy ny fampitam-baovaon’ity orinasa misehatra amin’izany ankehitriny ity. Ny rindram-baiko antsoina hoe “Mia” no ahafahana manao izany fifanankalozam-bola izany, hoy ny fanazavana. Mila miditra ao amin’ny “messenger” an’ny MVola anefa manao ny safidy hoe “transaction”, eo amin’ny ankavia. Manaraka toromarika fotsiny avy eo, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT