Actualités

Hain-trano tao Ampitilimaiky Mihoatra ny 400 ireo traboina


  • Alarobia 19 Oktobra 2022

Trano 200 tafo mahery no indray kilan’ny afo tao Ampitikimaiky, Port Bergé ny 11 oktobra lasa teo. Lasa lavenona vokatr’izany ireo fananana rehetra izay nahitana vary 1.000 gony ‚

voamaina sy katsaka maro isan-karazany ankoatra ireo fitaovam-pianaran’ny mpianatra sy ny vola hampiodinana ny velon-tenan’ny mponina amin’ny fiainana andavanandro. Mihoatra ny 400 isa ireo traboina hatreto.Nandefa iraka nijery ny zava-misy Ramatoa Minisitry ny mponina ‚ Soafilira Princia rehefa nahare ny vaovao no sady nampitondra ganomezana ihany koa. Vary tamin’ny gony maromaro ‚ lamba firakotra … . no natolony tamin’izany. Nanampy sy nifanahona tamin’ny alalan’ny latsak’emboka ( téléthon ) ihany koa ny zanak’i Boriziny izay notarihiny sy nentanin’ny Ben’ny tanàna voafidy tao Port Bergé.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fizarana ny fanampiana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT