• Alarobia 31 Aogositra 2022
Actualités.Tafakatra 24 ireo namoy ny ainy Mihatra ny “couvre-feu” ao Ikongo

Tafakatra 24 ireo namoy ny ainy ao Ikongo vokatry ny tifitra variraraka ny sabotsy teo, araka ny antontan’isa nivoaka tao amin’ny Hopitalibe ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Actualités.PARAMED tsy miankina sy an’ny fanjakana Efa ezahana ny hampitoviana lenta azy

Amin’ny ankapobeny dia saika ireo mpianatra havoakan’ny sekoly ambony miankina amin’ny fanjakana hatrany no voaray ho mpiasam-panjakana rehefa misy ny fandraisana mpiasa eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2022
Actualités.Alatsinainy nihosin-drà tao Ikongo 23 no maty, manodidina ny 40 ireo naratra

Alatsinainy nihosin-drà, io no azo hamaritana ny zava-niseho tany Ikongo Faritra Fitovinany omaly alatsinainy 29 aogositra 2022 maraina. 23 no maty, manodidina ny 40 ireo naratra vokatry ny sakoroka nateraky ny fikasana hanao fitsaram-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2022
Actualités.Raim-pianakaviana namono biby hafahafa Velona rehefa nanatona pasitera

Omaly (TTF: ny alahady 28 aogositra tokony ho tamin’ny 3 ora latsaka fahefany hariva teo) raha andeha hanao baolina tany Marohoho izahay,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2022
Actualités.Fivarotam-boky Ambohijatovo Nodorana mba hanilihana ireo mpivarotra ?

Nirehitra ny alin’ny sabotsy 27 aogositra 2022 teo tamin’ny 8 ora latsaka kely ny Fivarotam-boky sy tsena samihafa etsy Ambohijatovo. May hotohoton’ny ao ny ampahatelony eo ho eo amin’ity toerana ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Aogositra 2022
Actualités.Toetra sy fihetsika hafahafa Hoesorina sa tsia ny governoran’Alaotra Mangoro ?

Nandefa taratarasy miantefa amin’ny governoran’Alaotra Mangoro Atoa Richard Ramandehamanana ny Departemanta Ille-et-Vilaine any Frantsa ny 01 aogositra 2022 teo,

Hamaky ny tohiny
FTT