Actualités

Morondava Nokapain’ny zanany tamin’ny famaky ilay ramatoa


  • Alarobia 26 Oktobra 2022

Renim-pianakaviana iray manodidina ny 40 taona no fantatra fa namoy ny ainy tany amin’ny distrikan’i Morondava rehefa nokapain’ny zanany tamin’ny famaky ny lohany.

 Tezitra mafy ity tovolahy ity raha araka ny fanazavana azo rehefa notaomin-dReniny mba hivavaka. Somary mandrairay toaka sy mifoka mantsy ity tovolahy ity hoy ny loharanom-baovao azo. Tsy mahazaka miaina isa’andro izany kosa ny Reniny ka ny hitondrana azy hivavaka mba hiovany no tena tanjony. Indrisy anefa fa raha iny natory tsara teo am-pandriana ity Renim-pianakaviana ity dia novelesin-janany tamin’ny famaky avy hatrany ny lohany ka tsy afa-nihetsika intsony. Olona teo an-tanana nahita azy efa nihosin-dra rehefa tsy nivoaboaka ny trano no namonjy azy saingy indrisy fa tsy tana intsony ny ainy. Efa nifampitadiavana moa ity tovolahy nahavita namono an-dReniny ity hatramin’ny omaly.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay Renim-pianakaviana namoy ny ainy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT