• Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Doro tanety sy fanimbana tontolo iainana Mampihena ny otrikaina anaty sakafo

Mampihena ny kalitao sy hatsaran’ny vokatra natoraly ny fahasimban’ny tontolo iainana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Antsirabe Nahazo fampitandremana ireo mpanao Cash point

Nampitandrina ireo mpanao cash point ao Antsirabe ny sampan-draharahan’ny Ministeran’ny varotra any an-toerana tsy haka sarany ambony mihoatra noho izay tokony ho alainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Valan-javaboahary Tsimbazaza Tsy misy marary ireo mpiasa nanaovana fitiliana

Tsy nijanona tamin’ireo biby fantatra fa voan’ny raboka ny valan-javaboahary ao Tsimbazaza fa nitily ireo mpiasa mifanerasera amin’ireo biby ireo ihany koa .

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Fanampiana ireo ankizy sy olona manana fahasembanana Hanaovana tomban’ezaka ilay tetikasa ZARA MIRA

Tanterahina mandritra ny 02 andro ny tomban’ezaka mikasika ny tetikasa ZARA MIRA izay ezaka voafaritra amin'ny paikady nasionalin’ny Fiahiana ara-tsosialy ho an’ny ankizy sy ny olona manana fahasembanana ao anatin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Akany fitaizana zaza kamboty PAGODE Nisokatra ny taom-pianarana vaovao 2022-2023

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly teny Antsahasoa Pagode ny taom-pianarana 2022-2023 ho an'ny zanak'ireo miaramila lavo teo am-panatanterahana ny asany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Tezitra ny mpiraki-draharaha “Tsy afa-po izahay, mitohy ny grevy”

Raha naneho ny Sendikan’ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana tamin’ny alalan’ny Filohany Randriamaro Alain Michel afak’omaly taorian’ny fihaonan’izy ireo tamin’ny Minisiteran’ny fitsarana,

Hamaky ny tohiny
FTT