• Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Ankazobe Trano 600 tafo may, an’arivony ireo traboina

Olona an’arivony mpitrandraka vato beryl no fantatra fa tsy manana trano fonenana intsony ao Andranomavo Andranomiely, distrikan'Ankazobe, ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Herisetra mianjady amin’ny ankizy Nanaovan’ny BFP fanentanana manokana ny tao Mahajanga

Mpanabe vehivavy miisa 12 sy Ray aman-dRenin’ny mpianatra maromaro omaly no nanaovana fanentanana tao Mahajanga. Tao amin'ny "Centre d'activité préscolaire ISA"

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Actualités.Politika momba ny tontolo iainana Tsy misy vokatra, fiketrehana famatsiam-bola fotsiny…

Vonona amin’ny fangatahana amin’ny hanatanterahan’ireo firenen-dehibe tena mpandoto tontolo iainana i Madagasikara amin’ny COP 27 na fivoriam-be andiany faha-27 momba ny fiovaovan’ny toetr’andro hatao an’i Sharm

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Actualités.Rivellino Ravelomahazo “Mila mamokatra ny harenantsika isika”

Tsy tokony atao ny mampifangaro resaka mahakasika ireo parlemantera, hoy ny mpikamban’ny vovonan’ny tanora tia tanindrazana mitady fanovana eto Madagasikara na JPRM, Rivellino Ravelomahazo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Actualités.Otra amin’ny vatana Tsy hataotao foana fa mety hanimba

Betsaka ireo olona mbola mitaiza vatana amin’ny alalan’ny otra amin’izao na dia eto an-drenivohitra. Na dia aretin’andoha aza dia mpanotra no tadiaviny hahafahana mampitony ilay fanaintainana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Actualités.Tambin-karaman’ny mpanisa mpifidy Mijanona ho fampanantenana hatreto

Nidina ifotony nanara-maso ny fizotry ny asa fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy sy ny rejisi-pifidianana nasionaly teo anivon’ny kaominina Ankaraobato ny filohan’ny CENI,

Hamaky ny tohiny
FTT