Actualités

Soroptimist Hikarakara hetsika « tsenan’ny noely »


  • Alatsinainy 05 Desambra 2022

Nanao fanitsiana ny avy eo anivon’ny fikambanana Soroptimist international club Antananarivo Mandrosoa fa izy ireo

ihany no hikarakara ny hetsika tsenan’ny noely izay ho tontosaina eny amin’ny Immeuble Ivandry Business. Ny sabotsy 10 desambra izao moa hanatontosana azy io, hoy ny fanazavana. Tsy misy fikambanana hafa ankoatra ny Soroptimist, hoy ny fanamarihana no miantsoroka ny hetsika. Misokatra amin’ny fiaraha-miasa amina fikambanana hafa hatrany ity fikambanana ity saingy raha ny mikasika ity hetsika iray ity kosa dia efa fanaonay isan-taona. Ho fampandrosoana ny vehivavy hatrany kosa no tanjona ao anatin’izany, hoy hatrany izy ireo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT