- Alatsinainy 27 Jona 2022
Actualités.STAR Tour teny amin’ny Coliseum Fahombiazana tanteraka, nofaranana tamin’ny asa fanadiovana
Fahombiazana tanteraka no azo tamin’ilay hetsika Star Tour nokarakarain’ny orinasa Star nentina nampiala voly ny vahoakan’Antananarivo teny amin’ny Coliseum Antsonjombe nandritra ny 5 andro.
Hamaky ny tohiny
