Actualités

Ihorombe Saika namidin-dReniny 4 miliara Ar ilay zaza varira


  • Alakamisy 08 Desambra 2022

Zazalahy kely varira iray manodidina ny 9 taona eo ho eo no fantatra fa saika namidin-dReniny 4 miliara Ar tany amin’ny distrikan’Ihorombe.

Raha araka ny vaovao azo dia afak’omaly alina tokony ho tamin’ny 10 ora no saika nanaovan-dReiny izany fihetsika mamoafady izany. Soa ihany anefa fa tsikaritry ny RPE Ihorombe izany indrindra fa ny talen’ny filaminam-bahoaka any an-toerana ka izao avotra soa amantsara izao ilay zaza varira. Salama tsara ilay tsy manan-tsiny kely raha araka ny fantatra hatrany ary tsy misy nandrimbinana ny tenany. Efa tratra kosa ilay niray tsikombakomba tamin’ilay Ramatoa Reniny saingy mbola mitohy ny fikarohana ireo olona hafa ahiahiana amin’ity raharaha ity. Napetraka amin’ny olona azo antoka moa ity zaza ity ho fiarovana ny ainy hoy hatrany ny vaovao.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay zaza tsy manan-tsiny
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT