• Talata 08 Novambra 2022
Actualités.Mpanazava sy Tily eto Madagasikara Nosokafana ny taom-pitaizana 2022-2023

Nosokafana ny sabotsy teo teny amin’ny FJKM Ilafy ny taom-pitaizana 2022-2023 eo anivon’ny sampana Mpanazava sy Tily eto Madagasikara, faritany Analamanga avaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Actualités.Fleuryce, zazalahy kely 6 taona Maty voaolana, tsy hanaiky ny fianakaviany

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tao amin’ny hotely fandraisam-bahiny iray lehibe tao Morondava ny Alahady atoandro teo. Zazalahy kely iray antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Actualités.Fondation "Céline et Didier Ratsiraka" Hamokatra horonantsary mirakitra ny tantara sy asa vitan'ny Amiraly

Lanonana roa sosona no tetsy amin’ny Carlton Anosy ny 4 novambra 2022 teo, teo ny fankalazana ny tsingerintaona nahaterahanan’ny Filoham-pirenena teo aloha, ny Amiraly Didier Ratsiraka sady nankalazaina ny taona voalohany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Actualités.Fanampiana asy fitsaboana ny sembana Tena mbola vitsy ny “Orthoprothésiste” eto Madagasikara

Nankalazaina voalohany teto amintsika ny 5 novambra teo ny andro iraisampirenena ho an’ny “Orthoprothésiste”. Tsiahivina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Actualités.COP 27 any Charm-el-Cheikh - Egypta Ho resahana ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro

Tsy misy izay tsy miaina amin’ny fahavoazana ateraky ny fiovaovan’ny toetr’andro ny ankamaroan’ireo firenena maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Actualités.Fanadihadiana ny raharaha Ikongo Hodinihin’ny Antenimiera ny fananganana kaomisionina

Hodinihina ao amin’ny asam-baomiera eo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny alatsinainy 07 novambra 2022 izao ny fangatahana fananganana kaomisionina mpanao fanadihadiana mikasika ny raharaha Ikongo,

Hamaky ny tohiny
FTT