Actualités

Antsahamasina-Ambohidrapeto Maty ilay lehilahy latsaka tao anaty lava-drano


  • Talata 13 Desambra 2022

Lehilahy iray manodidina ny 65 taona eo ho eo no fantatra fa latsaka tany anaty lava-drano ka namoy ny ainy.Tao Antsahamasina,

Ambohidrapeto Itaosy no nitrangan’izany omaly. Raha araka ny fantatra moa dia karazan’irony fanina tampoka irony ity Raim-pianakaviana ity ka tsy nahafikitra intsony. Latsaka avy hatrany tany anaty rano izy nandritra izany ka tsy avotra intsony. Efa tonga nizaha ny razana moa ireo tompon'andraiki-panjakana isan-tsokajiny ary nandeha izany avy hatrany tany amin’ny tranom-paty.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay lehilahy latsaka tany anaty lava-drano
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT