• Alarobia 18 Mey 2022
Actualités.Lehilahy matin’ny fitsaram-bahoaka “Tsy nanan-tsafidy izahay”, hoy ny zandary

Tovolahy iray antsoina hoe Andry no namoy ny ainy vokatry ny ratra sy vono an-tsitra-po nahazo azy izay nataon'ny vahoaka maro tao amin'ny Distrikan'i Betafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Actualités.Fanadihadian'ny depiote ny trafikam-bolamena Mba ho lasa lavitra sa ho resabe fotsiny indray ?

Nankatoavin'ireo solombavambahoaka omaly 17 may 2022 ny fandaharam-potoana ny 12 mey hatramin'ny 01 jona 2022 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Actualités.Kaominina Betafo Namoaka mpiofana informatika 392 isa

Niampy 152 ireo tanora mahay ny fototra amin’ny informatika hikirakirana solosaina ao Betafo, Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Actualités.Mpisoloky amin’ny finday Nisy namaky bantsilana ireo laharana

Ireto laharana Telma ireto dia mpisoloky, hoy ny mpikirakira tambazotran-tserasera sady mpanao gazety iray omaly, namaky bantsilana ny laharan’ireo mpisoloky amin’ny finday niantso azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Actualités.Rangahy nifoka rongony be loatra Ny zanany vavy ihany no naolany

Tena mampidi-doza ny fifohana rongony. Rangahy iray 35 taona no nahavita nanolana ny zanany vavy naterany vokatr’izany tany amin’ny faritra Betsiboka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Actualités.Sakoroka tao Manakara Naratra hatramin’ny zaza menavava

Niafara tamin'ny rotaka sy poa-basy ny lalao antsoina hoe Anjara Vintana tao Bazary Tanambao ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT