• Alakamisy 14 Jolay 2022
Actualités.Fifohana sy fivarotana héroïne Tovolahy 2 tratra teny Ambohijafy Itaosy

Tovolahy roa izay samy 22 taona avy no nosamborin’ny polisy misahana ny ady amin'ny zava-mahadomelina afak’omaly 12 jolay 2022 teny Ambohijafy Itaosy rehefa nidoroka sy nivarotra héroïne.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Actualités.Arivonimamo Olona 8 naiditra hopitaly noho ny sakafo nohanina

Nitrangana fanapoizinana ara-tsakafo tany amin’ny distrikan’Arivonimamo ny faran’ny herinandro teo. Fianakaviana iray no fantatra fa lasibatr’izany vokatry ny fikarakarana sakafo tao an-tokantrano toy ny mayonnaise,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nodimandry i Ony Rambelo

Nodimandry omaly talata ny namana mpanao gazety Ony Rambelo , tao amin’ny onjam-peo RDJ no isan'ny tena nahafantarana azy,tamin’ny alalan’ny fandraharana vao maraina rivotra sy fampahalalam-baovao na dia niasa tamina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Actualités.Fivarotan-drongony Lehilahy iray no tratra tetsy Ambohijatovo

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP2 Ambohijatovo ny lehilahy iray 24 taona omaly rehefa nivarotra zava-mahadomelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Actualités.Ady amin’ny tsy fananan-tsata Hanome fiofanana ny Focus development

In'enina niova izay ny sata mifehy ny maha olompirenena hatramin’ny taona 1960 sy namoahana ny didy hitsivolana 62-005 ny 6 jona 1962 mikasika sata voalaza teo izay,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2022
Actualités.Fanompoambe tany boeny Nanome lambahoany sy omby i Assanati Famo Gidraka

Hetsika ara-kolontsaina iray na fomban-drazana tena mampiavaka ny Faritr’i Boeny ny Fanompoambe.

Hamaky ny tohiny
FTT