Actualités

Fandalovan’ny andro ratsy Dibo-drano ny faritra Sava


  • Zoma 20 Janoary 2023

Ankoatra an’i Sambava dia voa mafy koa i Andapa, raha ny fampitam-baovao voaray omaly,

manoloana ity fandalovan’ny andro ratsy eto amin’ny firenena ity. Azo lazaina ho dibo-drano ny faritr’i SAVA hatreto, izay ahitana an’i Sambava, Antalaha, Vohemar, Andapa. Tsy maintsy miampita lakana na zahatra ireo mponina raha voatery miala amin’ny fonenan’izy ireo vokatr’izay rano miakatra izay. Andrasana hatrany ny fivoaran’ny toe-draharaha.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT