Actualités

Ambonivohitr’i Sambava Vakim-paritra maro no dobo-drano


  • Zoma 20 Janoary 2023

Vokatry ny toetr'andro ratsy dia vakim-paritra maro eto ambonivohitr’i Sambava no dobo-drano, hoy ny fampitam-baovao avy any an-toerana.

Santionany amin'izany ny eto Antaimby Avaratra, hoy ireo mponina. Ny fidinana nataon'ny mpanao gazety teny an-toerana no nahafantarana fa tsy misy ny lalan-drano hivoahan'ny rano satria tsy misy mety mba hahafoy ny ampahan’ny taniny hanaovana izany. Miantso ny fitondram panjakana mba hitady vahaolana momba ity tranga ity fa aza avela hitondra takaitra aminay izay vao hidodododo ary ny zanakay madinika mampanahy amin'ity rano be ity, hoy hatrany izy ireo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT