• Alarobia 30 Novambra 2022
Actualités.Rivo Radanielina - JIRAMA Efa tafatsoaka niaraka tamin’ny volabe ?

Efa adihevitra lehibe tao anatin’ny tapa-bolana ny hoe:aiza ny Tale Jeneraly mpisolo toerana eo anivon’ny Jirama no tsy hita tao anatin’ny fanaovana tombana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Actualités.Sabotsy Namehana Tapa-bolana tsy nisy rano, iharan’ny barofo ireo manana vovo

Efa ho tapa-bolana latsaka izao tsy nisy rano fisotro madio nitete intsony na dia iray sotro aza ireo paompin-drano fisotro madio ao Sabotsy Namehana, distrikan’Antananarivo Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Actualités.Ady amin’ny tsy fananan’asa Mifampizara traikefa ny RAFPRO sy ny FMFP

Tsy an’asa ny ankamaroan’ireo tanora eto amintsika na manana diplaoma izany na tsia. Mbola maro anefa ireo sehatra malalaka azo hanofanana azy ireny eto amintsika toy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Actualités.Tsena malalaka ara-barotra Tokony hanana tanjona isika mialoha ny hidirana aminy

Tanterahina mandritra ny roa andro eto Antananarivo ny Dinika nasionaly hifanakalozan-kevitra sy hampahafantarana ny zava-misy momba ny ZLECAF na Faritra ara-barotra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Delestazy efa ho 13 andro Nihetsika ihany koa ny vahoakan’i Moratsiazo Ampefy

Mitohy ny hetsika fanehoam-pahatezeran’ny mponina manakaiky ny làlam-pirenena voalohany sy ny mifandray amin’izany noho ny delestazy lava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Actualités.Hetra alaina amin’ny sekoly tsy miankina 90.000 Ariary lasa 3 tapitrisa Ariary

Nanao antsoavo amin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra sy ny mpanolontsain’ny tanana mikasika ny hetra takiana amin’ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana omaly ireo mpanabe ao anatin’izany.

Hamaky ny tohiny
FTT