Actualités

FJKM Didy, Ambatondrazaka Nirodana ny tamboho


  • Alatsinainy 23 Janoary 2023

Nirodana ny tambohon'ny fiangonana FJKM Didy, Ambatondrazaka, raha ny fampitam-baovao voaray tany an-toerana ny sabotsy teo.

Vokatry ny orana nisesy no nahatonga izany, hoy ny fanazavana. Kisoa miisa 3 no nianjeran'ity tamboho ity. Maty moa ny roa tamin’ireo kisoa raha naratra mafy kosa ny iray, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT