• Alatsinainy 05 Desambra 2022
Actualités.Tetikasa fanavahana sy fanodinana fako Hanampy an’Ambohibao Antehiroka ny UNIDO

Anisan’ny kaominina voafidy ho Kaominina hisitraka ilay tetikasa fanavahana sy fanodinana fako ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo ny kaominina Ambohibao Antehiroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Actualités.Imerintsiatosika Tapaka nandritra ny fito ora ny jiro omaly

Io delestazy io no mety hampiongana ity Fitondran-dRajoelina ity, hoy ny resaka any anaty fiarahamonina. Tsy mijanona ho an’ny faritra iray intsony mantsy izany fa efa miparitaka manerana ny Nosy mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Actualités.Durlin Retogniane “Mahatonga trafika be dia be io olan’ny angovo io”

Teboka miisa 3 no mariky ny fandrosoan’ny firenena iray, hoy ny mpanao politika, Durlin Retogniane. Misy ilay antsoina hoe “consommation en béton”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Actualités.Soroptimist Hikarakara hetsika « tsenan’ny noely »

Nanao fanitsiana ny avy eo anivon’ny fikambanana Soroptimist international club Antananarivo Mandrosoa fa izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Actualités.Akanjo mariazy Tsy voatery ho fotsy intsony

Tsy voatery ho fotsy intsony ny lokon’ny akanjo mariazy amin’izao. Efa azo hatao amin’ireo loko maro isan-karazany izy io miankina amin’ilay theme-n’ny mpanambady.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2022
Actualités.Ny samy mpitondra no tsy mifanaraka Ny vahoaka no mizaka delestazy

Ity izany no tonga amin’ilay fanoharana hoe izy mivady no miady dia ny zanany no voatorotoro.

Hamaky ny tohiny
FTT