• Talata 06 Desambra 2022
Actualités.QMM Tolagnaro Mbola tsy mihodina ny famokaran’ny orinasa

Efa ho herinandro izao no mikatso ny asa fitrandrahana rehetra, ny fikirakirana sy ny fitanterana ireo vokatra toy ny ilmenita, monazita sy zirsily ataon'ny orinasa QIT Madagascar Minerals (QMM) ao Tolagnaro vokatry ny sakana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Actualités.Mponin’Antananarivo Mahalany lodisia 6 kamiao isan’andro

Fotoana fahavokaran’ny lodisia izao volana desambra mialohan’ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Actualités.Mpilatsaka an-tsitrapo Raikitra nya sa fanadiovana teny Anosy omaly

Nomarihina omaly alatsinainy 05 desambra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny mpilatsaka an-tsitrapo. Asa fanadiovana manodidina ny Ofisin'ny radio teleziona Malagasy na ny ORTM no nanamarihana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Actualités.Tsenam-borona Tafakatra 160.000 Ar ny vorontsiloza lahy lehibe

Efa andro sisa no isaina dia higadona ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona. Tsy afa-misaraka amin’izany ny fihinanana ireo karazan-tsakafo marobe hiavahana amin’ny mahazaka ka anisan’ireny ny vorona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Actualités.Delestazy tsy misy vahaolana Tsy ampy ny solika, tsy ampy ny rano, hoy ny Jirama

Nitohy ny hetsika samihafa noho ny fahatezeran’ny olona noho ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina. Taorian’ny teny Anosimasina Itaosy sy Ampefiloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Actualités.Ankasina Ny olona variana mijery Mondial, izy nangalatra moto

Tovolahy iray 18 taona no tratran'ny Polisy ny zoma 02 desambra lasa teo tokony 12 ora alina nangalatra moto marika jog teny Ankasina.

Hamaky ny tohiny
FTT